Teny iditra mpihaino (haino)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   L’auditeur [Abinal 1888]
Ohatra   Samy nianoka ny mpihaino. [Ravelomanana: Lalana, takila 138]
Iza moa no atao hoe mpihaino? [Razafiarivony: Harivolana, takila 86]
Satry tokoa mipetraka ho mpihaino. [Rahajarizafy: Kabary, takila 102]
Tsipaky ny hehy ny mpihaino rehetra. [Profita: Ranary, takila 42]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/06