Teny iditra mpijangajanga (jangajanga (janga))
Sokajin-teny   anarana
   prostitué, prostituée [Rakotonaivo 1993]
Fitovian-keviteny   koetra ~ tsimirirana ~ daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôlina ~ mazava alina ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/15