Teny iditra mpikarama an-trano
Singan-teny mpikarama ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mpanao ny raharahan-tokantranon' olona -- toy ny mahandro, manasa lamba, manadio trano... -- izay andraisany karama isam-bolana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08