Teny iditra mpimasy (masy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mpanao fanafody, mpanasitrana [Rakotosaona 1972]
 Olona sady mitsabo no manao sikidy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a medicine man, a diviner [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay devin [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  ombiasa
Ohatra Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [Andraina: Mitaraina, takila 197]
Teny nalaina 

2013/05/30