Teny iditra mpisolo manondro
Singan-teny mpisolo ; manondro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny entina anondroana olona na zavatra efa voalaza na holazaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Substitut démonstratif [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08