Teny iditra | mpisolovava | |
Singan-teny | mpisolo ; vava | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin' ny fitsarana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avocat [1.3, 1.5] | |
[ mpisolo vava ] Avocat [1.13] | ||
Ohatra | Henohenoko fa rehefa avy nanao raharahan'ny mpisambotra olo-meloka Ratsimandresy, dia niditra ho mpisolovava hiaro ny mpanao ratsy.
[2.944] | |
Voambolana | Lalàna | |
Mpanahaka | solombava ~ solo vava | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |