Teny iditra mpitan-damba
Singan-teny mpitana ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny naman' ny mpiady mipetraka ery an-tsisiny ary mitana lamba fa tsy mba miady
Ireo rehetra tsy mba mandray anjara amin' ny zavatra iray atao, fa mitazana fotsiny [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12