Teny iditra mpitevy (tevy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay celui qui défriche la forêt [Abinal 1888]
Ohatra 
1Ary ireo mpitevy ala malagasy dia hanana antom-pivelomana azo antoka. [Andriamalala: Fanagasiana]
2Mpitevy ala ny rainy, asan' ny mahantra izany tany amin' ny faritra nisy azy talohan' ny ady lehibe. [Wresinski: Mahantra]

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/28