Teny iditra mpitondra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ¶ mpitondra fiasana: forongo mananty sy manery ny fiasana amin'ny milina famoasana [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   porteur
¶ mpitondra aretina: agent pathogène. [Voambolana: Fahasalamana]
¶ mpitondra fiasana: tourelle porte-outils
¶ mpitondra hery: énergétique. [Voambolana: Haiaina]
¶ mpitondra sy mpitsinjara hafanana: calorifère [SLP: Voambolana]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09