Teny iditra mpitondratena (tondra, tena)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany [1.1]
Ohatra 
1Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany. [2.499]
2Mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice. [2.356]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30