Teny iditra mpitoratoraka (toratoraka (toraka))
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny zatovo, mpitoratoraka, tsy mandinika ny ho farany. [2.298]
2Nony inona, mifaninana hazakazaka ho eny amin' ny avoavo izy roalahy mpitoratoraka. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : mpitoratoraka, mpitoratorako, mpitoratorakao, mpitoratorany, mpitoratoratsika, mpitoratorakay, mpitoratorakareo, mpitoratorak', mpitoratora-, mpitoratoraky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31