Teny iditra mpivaofy (vaofy)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Ny lehibe moa mpanome baiko, ny elanelany mpivaofy sy mpanamafy, ary ny vahoaka dia mpihaino sy mpanoa. [2.298]
Haiendriteny 
Tsotra : mpivaofy, mpivaofiko, mpivaofinao, mpivaofiny, mpivaofintsika, mpivaofinay, mpivaofinareo, mpivaofin', mpivaofin-, mpivaofim-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20