Teny iditra mpivavaka (vavaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy one who goes to church [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay personne qui va à la messe ou au culte; fidèle, ouailles [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31