Teny iditra mpizaha (zaha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Celui qui regarde, qui cherche, qui sonde, etc [1.3]
Ohatra 
1Raha niady, maro mpizaha [2.69]
2Tonga tao amin' ny tobiny mihitsy ny mpizaha marary tamin' io [2.472]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20