Teny iditra Musa
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Musa acuminata ambihy
Musa paradisiaca akondro, batavia, fontsilahy, fontsy, hontsy, horita, katakata, kifapanonotsy, mavokely, ontsy, otsy, tsienamboa
Musa perrieri antsirohoroka, ontsy, tsirohoroka, voantsirohoroka
Musa sapientium fontsy
Musa sapientum afontsy, akondro, ambarabahy, barabahy, boroboaka, hontsy, kadaka, katakata, kida, kidamenaloky, tsiomeroa
Musa sp. anampisaka, embok' akondro, kimalao, ontsy
Musa textilis akondrolahy, akondrolambo, akondrosarika, foto-tsarika, raty, sarika, tain-tsarika
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21