Teny iditra na aiza na aiza (na, aiza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy wheresoever. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel) [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31