Teny iditra na dia ... aza (na, dia, aza)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-mil [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   even, though, although [Richardson 1885]
   although [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [Malzac 1893]
Dikanteny frantsay   même si, quand même [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   na ... aza
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/09