Teny iditra nahandro (handro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
¶ Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a meal. See handro, sakafo. [Richardson 1885]
 cooked food; cooking [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay mets cuisinés; repas; acte de cuisiner [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  hanina ~ sakafo
Ohatra 
1Manatitra ny nahandro, tompoko! [Dahle: Angano, takila 259]
2Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [Rahajarizafy: Kabary, takila 20]
Teny nalaina 

Teny iditra nahandro (handro)
Sokajin-teny ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao mahandro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31