Teny iditra nahim-po (nahy, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona
¶ An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy one's own sweet will [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay sa propre volonté [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31