Teny iditra | nahine | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Sitrapo: Nahiny ro tsa ipetrahane, fa irosoany amin'ny erika (Sitrapony no tsy ipetrahany fa andehanany amin'ny orana) [1.78] | |
Fivaditsoratra | henany, nahine |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |