Teny iditra nahoana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See ahoana [1.2]
 Why? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pourquoi? [1.8]
Ohatra 
1Nahoana izany no tsy tonga aty amintsika ? [2.470]
2Nahoana ianao no mandositra ahy ? [2.471]
3Valo andro ny ahy no tapaka, hoy izy, ka nahoana no ireto ihany no omenao ahy ? [2.472]
Mpanahaka  ahoana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31