Teny iditra naikanaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana andranandrana tsy tokony hatao; fanaovan-javatra amin-kasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin' ny faniniana ny hafa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy jocular pretension of committing a daring act [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra nakanaka

2013/01/23