Teny iditra nama
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Sakaiza, namana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] a word for namana [Richardson 1885]

Teny iditra Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy anabavin' i Tobala-Kaina [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Naamah [Baiboly]
Famaritana frantsay Naama [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Noema
Teny nalaina 

Teny iditra Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy renin' i Rehobohama [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Naamah [Baiboly]
Famaritana frantsay Naama [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Naama
Teny nalaina 

Teny iditra Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy zanakalahin' i Kaleba [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Naam [Baiboly]
Famaritana frantsay Naam [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Nahama
Teny nalaina 

Teny iditra Nama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy tanàna tao amin' ny lemak' i Joda [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Naamah [Baiboly]
Famaritana frantsay Naama [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Naa
Teny nalaina 

2015/09/07