Teny iditra Nanahary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   same as zanahary, andriananahary [Richardson 1885]
   more or less synonym of zanahary; a god, God [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [Hallanger 1974]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09