Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
nanaovana >
ana
o
vana
(
ta
o
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy
[
1.1
]
Fanazavàna teny frantsay
[
1.3
]
Ohatra
1
Eto no
hanaovako
trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison)
[
1.3
]
2
Inona no anton’ ny
nanaovanao
ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?)
[
1.3
]
3
Ery alatrano no
nanaovako
ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors)
[
1.3
]
4
Raha endasina aho dia azo anaovana kafe.
[
2.117
]
5
Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra.
[
2.508
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
anaovana, anaovako, anaovanao, anaovany, anaovantsika, anaovanay, anaovanareo, anaovan', anaovan-, anaovam-, anaova-
Ny lasa :
nanaovana
, nanaovako, nanaovanao, nanaovany, nanaovantsika, nanaovanay, nanaovanareo, nanaovan', nanaovan-, nanaovam-, nanaova-
Ny hoavy :
hanaovana, hanaovako, hanaovanao, hanaovany, hanaovantsika, hanaovanay, hanaovanareo, hanaovan', hanaovan-, hanaovam-, hanaova-
Filaza mandidy :
ana
o
vy
Kamban-teny
vondrona anaovana fanadihadiana
Ohabolana
Ohabolana misy io teny anaovana io
Fivaditsoratra
anaovana
,
anoavana