Teny iditra nantsanantsana (nantsana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo mikarantsan-javamaneno, toy ny lakolosy, ny kipantsona; feo mimenomenona somary mikiakiaka amimpahatezerana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a shrill sound like that made by cymbals. Comp. kipan-tsona. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra nantsana

2009/12/28