Teny iditra |
nany
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany [1.1]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
nany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net. [1.2]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
nany
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Nanjary, tonga [1.78]
|
|
Teny iditra |
nany
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Lany [1.78]
|
|