Teny iditra naoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika
Famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka. [Voambolana: Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)] [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: note.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31