Teny iditra Narivony Jean
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   anarana indrana ihany fa ny tena anarany dia i rajaonarivonyjean, teraka tamin'ny 17 septambra 1898. Anisan' ny poety efa zokiny manan-talenta tokoa i Jean Narivony, ary tsy misy tsy mahalala na tsy mahay andininy iray na roa amin' ny diam-peniny raha mbola mpianatra nianatra kely malagasy koa, fa ny toetra mampia-vaka tokoa ny poeziany manko dia ny fahaizany - na ny fahakingany angaha no marimarina kokoa - misintona aingam-panahy avy amin'izay zavatra jereny na reny, na zavatra bitika toy inona aza [Rajemisa: Fiteny 4]
Dikanteny frantsay   Narivony Jean (1898-1988) ( jvenus)
¶ Poète formé au Collège Protestant Paul Minault comme Rahaingoson et Samuel Ratany. Il bénéficie en ce lieu de profonde stimulation intellectuelle et artistique. Il devient enseignant. En 1920, il collabore avec Ny Avana Ramanantoanina et Bolespara aux journaux Akon' Iarivo et Franco sous le pseudonyme de J. Venus, puis à Ny Mpandinika. Il publie des poèmes et de la prose. En 1926, il publie le livre Amboara voafantina en collaboration avec Rodlish. En 1929, il collabore à la revue poétique Kalokalo Tatsinanana, puis avec Rajaonah, à l'encyclopédie Firaketana. Il écrit deux pièces de théâtre: Andry boboka, et Navoakan' ny fasana. Il publie des poèmes dans de nombreuses revues: Ny Fandrosoam-baovao, Ny Mpandinika, Ranovelona... [Ranaivoson 2004]
Voambolana  
Asa navoany  

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/20