Teny iditra natiora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  zava-boary [3.1]
Ohatra misy fifanoherana mahery vaika sy goavana ao amin'ny angano satria olombelona sy Andriamanitra na ny olombelona sy ny natiora amin'ny ankapobeny no mifanandrina ao; [2.606]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: nature.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31