Teny iditra navalona > avalona (valona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aforitra atao milamina tsara (lamba, taratasy...): Avalony tsara ireto taratasy ireto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avalona, avaloko, avalonao, avalony, avalontsika, avalonay, avalonareo, avalon', avalon-, avalom-, avalo-
Ny lasa : navalona, navaloko, navalonao, navalony, navalontsika, navalonay, navalonareo, navalon', navalon-, navalom-, navalo-
Ny hoavy : havalona, havaloko, havalonao, havalony, havalontsika, havalonay, havalonareo, havalon', havalon-, havalom-, havalo-
Filaza mandidy : avalony
Kamban-teny 

Fivaditsoratra