Teny iditra ndao
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a contraction or corruption of the word andeha, let us go. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  ndeha
Ohatra 
1Ndao àry ianao hiaraka aminay. [Andraina: Mitaraina, takila 207]
2- Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [Andriamalala: Ranomasina, takila 62]

2013/05/31