Teny iditra ndriandita
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Anaran-kazandrano izay heverin' ny Sakalava ho mahatonga loza ho an' izay mahita azy [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/09/01