Teny iditra ndry
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Showing surprise or pain; what ? oh ! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Indique la surprise ou la douleur [1.8]
Ohatra Ndry, fangaha misy marary ato aminareo? [2.472]
Tsipelina hafa 

Teny iditra ndry
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? [1.1]
Tovy hevitra ndriako
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31