Teny iditra nenifara (neny, fara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny fiantsoana ny zandriny indrindra amin' ny rahavavin' ny reny niteraka na ny anabavin' ny ray niteraka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the youngest aunt [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tante cadette [Hallanger 1974]
Voambolana 

2010/09/01