Teny iditra | neny | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny? Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.] [1.2] | ||||
Mother, mama [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Mère, maman [1.8] | ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Lohateny | |||||
Fivaditsoratra | neny, nine |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |