Teny iditra ngaly
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mainty mangirangirana; maizina tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Intensely black, dark [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Noir luisant [1.3]
Ohatra Ngaly sady ngizina ny haizin' ambanivohitra fa tsy mba nanana jiro varatra hamotsiana azy iretsy mpamboly mandadiana. [1.281]
Haiendriteny 
Tsotra : ngaly, ngali-, ngalim-, ngalin-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21