Teny iditra ngenongenonina (ngenongenona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana: Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ngenongenonina, ngenongenoniko, ngenongenoninao, ngenongenoniny, ngenongenonintsika, ngenongenoninay, ngenongenoninareo, ngenongenonin', ngenongenonin-, ngenongenonim-, ngenongenoni-
Ny lasa : nongenongenonina, nongenongenoniko, nongenongenoninao, nongenongenoniny, nongenongenonintsika, nongenongenoninay, nongenongenoninareo, nongenongenonin', nongenongenonin-, nongenongenonim-, nongenongenoni-
Ny hoavy : hongenongenonina, hongenongenoniko, hongenongenoninao, hongenongenoniny, hongenongenonintsika, hongenongenoninay, hongenongenoninareo, hongenongenonin', hongenongenonin-, hongenongenonim-, hongenongenoni-
Filaza mandidy : ngenongenony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20