Teny iditra ngenongenony > ngenongenonina (ngenongenona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana: Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ngenongenonina, ngenongenoniko, ngenongenoninao, ngenongenoniny, ngenongenonintsika, ngenongenoninay, ngenongenoninareo, ngenongenonin', ngenongenonin-, ngenongenonim-, ngenongenoni-
Ny lasa : nongenongenonina, nongenongenoniko, nongenongenoninao, nongenongenoniny, nongenongenonintsika, nongenongenoninay, nongenongenoninareo, nongenongenonin', nongenongenonin-, nongenongenonim-, nongenongenoni-
Ny hoavy : hongenongenonina, hongenongenoniko, hongenongenoninao, hongenongenoniny, hongenongenonintsika, hongenongenoninay, hongenongenoninareo, hongenongenonin', hongenongenonin-, hongenongenonim-, hongenongenoni-
Filaza mandidy : ngenongenony

Teny iditra ngenongenony > ngenongenona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Menomenona, teny an' orona, ngonongonona noho ny tsy fahafaliana, tsy fahafaham-po [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as menomenona [1.2]
Sampanteny