Teny iditra ngetroka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maintin' ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany
¶ Manankarem-be: Ireny olona ngetroka ireny! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy black
¶ rich, opulent. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Ohatra Araka ny hevitrao, nahoana no botsiaka ny setroka fa tsy mainty ngetroka? [Rajemisa: Fiteny 4]
Teny nalaina 

Teny iditra ngetroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay chef, patron [Sambo 2001]

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/29