Teny iditra ngeza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sady lehibe no lava, lehibe dia lehibe: Trano ngeza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy honourable, great, illustrious, famous; huge. Compare Swahili Mgreza [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ngezabe
Mpanahaka  ngezalahy

2010/09/01