Teny iditra ngidiny > ngidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bitterness [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Amertume [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana