Teny iditra ngidy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
¶ Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bitterness [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay amertume [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/09/01