Teny iditra ngilo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mainty somary mangirangirana, mamiratra, ohatra ny kiraro verinia mainty. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bright black [Richardson 1885]
Sampanteny 
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

2010/09/01