Teny iditra ngizina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mainty dia mainty, ngilo tanteraka, matetika no ampiarahina amin' ny teny hoe mainty: Mainty ngizina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   same as ngerona (black) [comp. swa. giza darkness.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   très noir [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fifanahafana   volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/22