Teny iditra ngodona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona
¶ Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hollow sound [Richardson 1885]
Famaritana frantsay bruit des pas [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2015/03/25