Teny iditra ngolingoly (ngoly)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena
Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny [1.1]
Ohatra Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany. [2.499]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05