Teny iditra ngonona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra ngonongonona

2010/09/06