Teny iditra ngorodona (ngodona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny rodorodon' ny famindran' ny olona na ny biby maro tafara-dia. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the sound produced by the feet of a multitude in motion. Comp. rodona, ngodona. [Richardson 1885]
 the sound of feet [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plancher, dalle
¶ le bruit produit par les pas sur un plancher, le retentissement des pas d'une foule qui marche, des pas des chevaux, des boeufs [Abinal 1888]
 le bruit de pas [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra gorodona

Teny iditra ngorodona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo voarary atao fandiavana amin' ny efitra: Rairain-drihana no ipetrahan' ny ngorodona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a floor [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plancher [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra gorodona

2011/12/25