Teny iditra nido
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] miafara [Rakotosaona 1972]

Teny iditra nido
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] mahatratra ny nokendrena, mahatanteraka [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01